2015-02-04 Bulletin météo

Publié le par Alain GYRE

2015-02-04 Bulletin météo

2015-02-04 Bulletin météo

Miarahaba antsika rehetra!

Ny andro ratsy izay tazana eran'ny nosy no mandrafitra ny toetry ny andro eto Madagasikara. Noho ny rotsakorana be izay entiny dia mahazo ny LOZA MANAMBANA mahakasika ny TONDRADRANO na LOZA MILOKO MAVO ny faritry MELAKY sy MENABE;

Mahazo ny LOZA FANAIRANA mahakasika ny TONDRADRANO na LOZA MILOKO MAITSO ny faritry BOENY, BETSIBOKA, ary ny faritanin'ny ANTANANARIVO sy TOAMASINA.

Ka noho izany dia mila miala any amin'ny faritra iva ireo izay voakasiky ny Loza miloko mavo; ary ireo izay voakasiky ny loza miloko maitso dia mila mitandrina amin'ny mety ho fiakaran'ny rano sy ny fihontsahan'ny tany.

Toy izao indray ary ny mety ho toetry ny andro hoan'ny rahampitso 03/02/2015:

Bonjour!

Le temps qu'il fait sur l'île est défini par la Zone de Convergence Intertropicale qui couvre presque tout Madagascar. Elle apporte beaucoup de pluies et nous émettons donc les alertes suivantes:

ALERTE INONDATION VERTE ou AVIS D'AVERTISSEMENTpour les régions de BOENY, BETSIBOKA, et pour les ex provinces d'ANTANANARIVO et de TAMATAVE;

Une ALERTE INONDATION JAUNE ou AVIS DE MENACE pour les régions de MELAKY et de MENABE.

Les populations dans régions précitées sont priées de prendre leurs dispositions par rapport aux risques d'inondation et d'éboulements de terrains.

Voici les prévisions du temps pour demain 03/02/2015:)

2015-02-04 Bulletin météo
2015-02-04 Bulletin météo
2015-02-04 Bulletin météo

Météo suivi

Noho ilay "zone de convergence" ZCIT mbola mitoetra ao @ Canal de Mozambique dia mbola hitohy ny orana androany ary ho betsaka izany any @ faritra Melaky, Menabe ary ny afovoany andrefana. Vinavinana hihena miandalana anefa ny andian drahona hetin'izy io manomboka androany na izany dia aoka ho mailo hatrany isika rehetra.

Le flux de mousson continue de drainer beaucoup de pluie et de vent sur la facade ouest de Madagascar de la région Boeny à la région de Menabe. La situation pourra devenir critique pour les régions déja touché par la tempête Chedza. Il est prévu que la convection (nuage actif) lache progressivement prise à partir de ce jour mais nous en saurons plus au cours de la journée. En attendant d'importante précipitation sont toujours attendues sur les régions BOENY, MENABE, MELAKY et l'interieur des terres.

2015-02-04 Bulletin météo
www.cyclonextreme.comwww.cyclonextreme.com

www.cyclonextreme.com

Publié dans Météo - Madagascar

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :

Commenter cet article