2015-03-01 Bulletin Météo

Publié le par Alain GYRE

2015-03-01 Bulletin Météo

Météo Madagasikara

2015-03-01 Bulletin Météo2015-03-01 Bulletin Météo
2015-03-01 Bulletin Météo

Météo 101 Météo 28 février :

Nihato ny orana tao anatin'izay 12ora izay t@ faritra maromaro teto @ nosy. Ny fisihany ny alizay (alizé) ao aminy Ocean indien no nampihena izany orana izany. Ny faritra atsinana ary ny atsimon 'ny nosy no tena hahitana izany fihenana izany ary haharitra h@ rahampitso izany.

Ho any Antananarivo sy ny faritra afovoantany dia tokony hisy koa izany fihenany orana izany androany ary @ maha faritra misy havoana antsika dia mety hisy ny orana manify indraindray.

Manomboka ny alatsinainy dia hiverina ny orana saika manerana ny nosy ary mety ho betsaka izany ka tokony ho mailo isika.

Vinavina ny herinandro ho avy 02 mars :

Hahazo hery ilay ZCIT ao avaratra andrefan'ny Madagasikara ary hahiana hitondra orana sy tafio drivotra any @ faritra Boeny sy Melaky izy manomboka ny talata izao. Hitohy ny orana saika manerana ny nosy ary ho betsaka izany any faritra atsimo atsinana sy atsinanan'ny nosy. Ho mafy ny fitsioka ny rivotra manomboka ny talata izao any atsimo, avaratra andrefana ary ny faritra atsinana.

Tsy misy ny rivo doza ahiana hiforona hatreto.

Le temps s' est amélioré ces dernières 12h dans plusieurs régions de l'ile et ça devrait se maintenir jusqu'à demain surtout pour les régions Est et la partie sud de Madagascar. Actuellement l'activité pluvio-orageuse s' est décalé vers l'ouest de l'ile.

Antananarivo :

Ce weekend les conditions météorologiques sur Tana et les régions centrales se sont améliorées grâce au flux d'alizé. Le risque de pluie est donc réduit toutefois le passage de quelque averse ne sont pas a exclure ce dimanche.

Tendance ultérieure :

D'ici lundi une circulation dépressionnaire est prévu se mettre en place entre la Mozambique et Madagascar (15S). La dégradation du temps liée a cette circulation concernera surtout les régions Boeny, Sofia et Melaky. Mardi - Mercredi, sous l'impulsion d'un puissant anticyclone une vaste ligne de convergence se formera sur un axe nord-sud (régions sava- anosy) en milieu de semaine. Les pluies seront importantes sur les régions adjacent et le vent soufflera en rafale sur les côtes Est et sud de l'ile.

Météo 101

2015-03-01 Bulletin Météo
2015-03-01 Bulletin Météo

Publié dans Météo - Madagascar

Commenter cet article