2015-03-06 Alerte cyclone Météo Madagasikara

Publié le par Alain GYRE

2015-03-06 Alerte cyclone

Météo Madagasikara

UNE PERTURBATION CYCLONIQUE S'EST FORMEE DANS LE CANAL DE MOZAMBIQUE. A 09 HEURES LOCALES, SON CENTRE EST LOCALISE A 330 KM A L'OUEST DE BESALAMPY. ELLE SE DEPLACE LENTEMENT VERS L'OUEST A UNE VITESSE DE 4 KM/H. UN RAFALE DE VENT DE 75 KM/H EST PROBABLE PRES DE SON CENTRE. MEME SI CE SYSTEME N'ATTEINDRA PAS UNE FORTE INTENSITE, IL PRESENTE UNE MENACE POTENTIELLE POUR LES COTES OUEST DE MADAGASCAR EN TERME DE CUMUL DE PLUIE.

PAR CONSEQUENT, LES REGIONS DE BOENY, MELAKY ET MENABE SONT PRIEES D'APPLIQUER LES PRESCRIPTIONS D'AVIS D'AVERTISSEMENT OU ALERTE VERTE CYCLONIQUE.

LES PECHEURS ENTRE MAHAJANGA ET MORONDAVA SONT PRIES D'ETRE VIGILANTS CAR LA MER DEVIENDRA PROGRESSIVEMENT FORTE A TRES FORTE

2015-03-06 Alerte cyclone  Météo Madagasikara

Mbola ao anatin'ny "saison cyclonique" tanteraka moa isika izao araka ny efa voalzanay omieny ombieny.

Misy andro ratsy miforona ao @ lakandranon'ny Mozambika, any @ 330 Km andrefan'i Morombe no misy ny foibeny. Mikisaka miadana miakandrefana izy ary mahafaka 4 Km/ora. Tsy mbola misy atahorana hatreto izy ity fa kosa mitondra orana any andrefan'ny Nosy @ fiafaran'ny herinandro. Ny mponina any @ faritry Boeny, Melaky sy Menabe dia iangavina hampiatra ireo fepetra mahakasika ny filazana loza miloko maitso na loza fanairana mikasika ny rivodoza. Ny mpampiasa ranomasina eo anelanelan'ny Mahajanga sy Morondava ihany koa dia tokony hitandrina satria ihahery miandalana ny ranomasina.

Commenter cet article