​Météo: jeudi 07 avril 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo: jeudi 07 avril 2016

​Météo: jeudi 07 avril 2016
​Météo: jeudi 07 avril 2016
​Météo: jeudi 07 avril 2016

Prévisions vendredi 08 avril 2016

Ny mety ho toetry ny andro ho an'ny rahampitso:

Hanorana manify any SAVA sy ANALANJIROFO. Hanorana tandrifin-drahona any VATOVAVY-FITOVINANY, ATSIMO ATSINANANA, ANOSY, ANDROY, IHOROMBE, sy HAUTE MATSIHATRA. Ho maloka ny andro any ATSINANANA, ALAOTRA MANGORO sy ATSIMO ANDREFANA. Hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Ny hariva dia hanorana manify any SAVA, ANALANJIROFO, VATOVAVY-FITOVINANY, ATSIMO ATSINANANA, sy ANOSY. Ho maloka ny andro any ATSINANANA ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ary ô!

Les prévisions du temps pour la journée de demain:

On prévoit des pluies fines sur SAVA et ANALANJIROFO. Il pleuvra des averses sur VATOVAVY-FITOVINANY, ATSIMO ATSINANANA, ANOSY, ANDROY, IHOROMBE et HAUTE MATSIHATRA. Le temps sera couvert sur ATSINANANA, ALAOTRA MANGORO et ATSIMO ANDREFANA. Sur le reste, il y aura alternance des nuages et du soleil.

Dans l'après-midi, il y aura des pluies fines sur SAVA, ANALANJIROFO, VATOVAVY-FITOVINANY, ATSIMO ATSINANANA et ANOSY. Le temps sera couvert sur ATSINANANA. Et sur le reste, on aura alternance des nuages et du soleil.

Nous souhaitons à tous de passer une excellente journée!

Météo Madagasikara

​Météo: jeudi 07 avril 2016
​Météo: jeudi 07 avril 2016

Publié dans Météo - Madagascar

Commenter cet article