Météo: mardi 05 avril 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo: mardi 05 avril 2016

Météo: mardi 05 avril 2016
Météo: mardi 05 avril 2016
Météo Madagasikara
Météo Madagasikara

Météo Madagasikara

Ny mety ho toetry ny andro ho an'ny rahampitso Alarobia ary eh

Ny maraina dia handrahona ny andro any Melaky sy Menabe, ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Ny hariva dia hanorana tandrifin-drahona any SOFIA, MELAKY sy MENABE. Handrahona ny andro amin'ny avaratry ny afovoan-tany, ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Mirary tontolo andro mahafinaritra

Les prévisions du temps pour demain

Dans la matinée, le temps sera couvert sur Melaky et Menabe, le soleil et les nuages s'alterneront sur le reste.

Dans l'après-midi, on prévoit des averses sur SOAFIA, MELAKY et MENABE. Le temps sera nuageux sur la partie Nord des Hautes terres et sur le reste, il y aura alternance du soleil et des nuages.

Excellente journée!

Météo Madagasikara

Publié dans Météo - Madagascar

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :

Commenter cet article