Météo pour le week-end

Publié le par Alain GYRE

Météo pour le week-end

Ny mety ho toetry ny andro hoan'izao faran'ny herinandro izao:

Ny hoan'ny sabotsy: Ny maraina dia hanorana manify any SAVA, ANALANJIROFO, sy ATSINANANA. Hanorana tandrifin-drahona any ALAOTRA MANGORO, ANALAMANGA, ITASY sy VAKINAKARATRA. Ho maloka ny andro any Diana sy Sofia ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Ny hariva dia hitohy ny orana any SAVA sy ANALANJIROFO ary ho maina ny andro any amin'ny faritra sisa.

Ny alahady indray dia hanorana any amin'ny tendrony avaratry ny nosy, ary ho maina ny andro any amin'ny faritra sisa.

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ary ô!

Les prévisions du temps pour ce week-end:

Samedi dans la matinée, il pleuvra finement sur SAVA, ANALANJIROFO et ATSINANANA. On aura des averses sur ALAOTRA MANGORO, ANALAMANGA, ITASY et VAKINAKARATRA. Le temps sera couvert sur Diana et Sofia; et sur le reste on aura une alternance des nuages et du soleil.

Dans l'après-midi, les pluies persisteront sur SAVA et ANALANJIROFO et le temps sera sec sur le reste.

Dimanche, il pleuvra dans le Nord de l'île, et le temps sera sec sur le reste.

Excellent week-end à tous!

Météo Madagasikara

Météo pour le week-end
Météo pour le week-end

Publié dans Météo - Madagascar

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :

Commenter cet article