Météo: vendredi 1er avril

Publié le par Alain GYRE

Météo: vendredi 1er avril

Météo: vendredi 1er avril
Météo: vendredi 1er avril
Météo: vendredi 1er avril
Météo: vendredi 1er avril

Miarahaba indray ô! Mifarana sahady indray ity ny herinandro, vetivety eh?

Andaho ary hijery ny mety ho toetry ny andro amin'izao faran'ny herinandro izao, hahafahantsika manamboatra programantsika

Rahampitso Sabotsy maraina, dia hanorana manify any SAVA, ANALANJIROFO sy ATSINANANA, ary hitohy mandraparivan'ny andro izany. Aza adino ary elontsika

Hifandimby kosa ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa. Ny hariva dia ho maloka ny afovoan-tany ka manaova mafana ihany

Ho an'ny Alahady indray dia hanorana manify any TOAMASINA, any SAVA sy DIANA. Hanjavona ny andro amin'ny afovoan-tany sy any Menabe, ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro amin'ny faritra sisa. Ny hariva dia tahaka izay ihany saingy ho tsara ny andro amin'ny afovoan-tany.

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ary ô!

Bonjour ! La semaine se termine déjà ça a été court non?

Voyons les prévisions du temps pour cette fin de semaine afin que nous puissions bien programmer ce week-end

Demain Samedi matin, il pleuvra continuellement et ce jusqu'en après-midi, sur les régions de SAVA, ANALANJIROFO et ATSINANANA. N'oubliez pas vos parapluies!

Une alternance des nuages et du soleil est prévue sur le reste. Dans l'après-midi, le temps sera couvert sur les hautes terres centrales, pensez à vous mettre au chaud

Dimanche, la pluie tombera sur TAMATAVE, DIANA et SAVA. On prévoit des brouillards sur les hautes terres et sur MENABE. Sur le reste, alternance des nuages et du soleil. Dans l'après-midi, le temps se changera pas, sauf pour le centre où le temps s'embellira.

Sur ce, bon-week-end à tous!

Météo Madagasiraka

Publié dans Météo - Madagascar

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :

Commenter cet article