Météo fin de semaine 04 et 05 juin 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo fin de semaine 04 et 05 juin 2016

Salama ô! : Toy izao ary ny mety ho toetry ny andro amin'izao faran'ny herinandro izao eh:

Ny sabotsy dia mbola hitohy ny orana amin'ny ATSINANAN'i Madagasikara any, hanorana ihany koa any SAVA any. Ny maraina dia hanorana tandrifin-drahona any MELAKY sy MENABE, ary hanjavona ny andro amin'ny faritra sisan'ny tapany atsimon'ny nosy any.

Ny alahady dia hanorana ny any SAVA, ANALANJIROFO sy ATSINANANA. Hanjavona hatrany ny atsimon'ny afovoantany. Ny hariva indray dia hitsahatra ny orana any Atsinanana, ary hanorana tandrifin-drahona any MELAKY. Hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ary ô! :

Bonjour à tous! : Voici les prévisions du temps pour ce week-end:

Samedi les pluies continueront à tomber sur les côtes EST de Madagascar, il pleuvra également sur SAVA. Dans la matinée, on prévoit des averses sur MELAKY et MENABE, et des brouillards sur le reste de la moitié Sud de l'île.

Dimanche, on prévoit des pluies continues sur SAVA, ANALANJIROFO et ATSINANANA, des brouillards sur la moitié Sud du Centre. Dans l'après-midi, les pluies cesseront sur Atsinanana, il pleuvra des averses sur MELAKY, et sur le reste, on aura une alternance des nuages et du soleil.

Excellent week-end à tous!

Météo fin de semaine 04 et 05 juin 2016
Météo fin de semaine 04 et 05 juin 2016

Publié dans Météo - Madagascar

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :

Commenter cet article