Météo jeudi 09 juin 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo jeudi 09 juin 2016

Météo Madagasikara

Météo Madagasikara

Prévisions pour demain vendredi

Salama aby ô! :

Ny mety ho toetry ny andro hoan'ny rahampitso zoma:

Amin'ny ankapobeny dia hitohy ny orana any SAVA, ANALANJIROFO, ATSINANANA, VATOVAVY-FITOVINANY sy ALAOTRA MANGORO. NY faritra sisa moa dia hifandimbiasan'ny rahona sy ny masoandro. Ary hisy zavona any Menabe any ny maraina.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ary ô! :

Bonjour! :

Les prévisions du temps pour demain vendredi:

En général, les pluies persisteront sur SAVA, ANALANJIROFO, ATSINANANA, VATOVAY-FITOVINANY et ALOTRA MANGORO. Sur le reste, les nuages s'alterneront avec le soleil. Aussi, on prévoit des brouillards matinaux sur Menabe.

Excellente journée à tous!

Météo Madagasikara

Météo Madagasikara

Publié dans Météo - Madagascar

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :

Commenter cet article