Météo jeudi 16 juin 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo jeudi 16 juin 2016

Prévisions Météo Madagasikaea

Prévisions Météo Madagasikaea

Prévisions vendredi 17 juin 2016

Toy izao ary ny mety ho toetry ny andro hoan'ny rahampitso Zoma:

Ny maraina dia hanorana maharitra any SAVA, ANALANJIROFO, sy ATSINANANA. Hanorana tandrifin-drahona any VATOVAVY-FITOVINANY sy ATSIMO ATSINANANA, hisy zavona manerana ny Afovoantany, ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Ny hariva dia hanorana maharitra ny ilany ATSINANAN'i Madagasikara sy any HAUTE MATSIATRA, hanorana tandrifin-drahona any DIANA, SOFIA, sy ny AFOVOANTANY, hafatsy Analamanga, ary ho maina hatrany ny any amin'ny faritra sisa.

Mirary tolakandro mahafinaritra ary ô!

Voici les prévisions du temps pour demain Vendredi:

Dans la matinée, on prévoit des pluies continues sur SAVA, ANALANJIROFO et ATSINANANA, des averses sur VATOVAVY-FITOVINANY et ATSIMO ATSINANANA, des brouillards sur le Centre, et sur le reste, on aura une alternance des nuages et du soleil.

Dans l'après-midi, on aura des pluies continues sur les côtes EST de Madagascar, ainsi que sur HAUTE MATSIATRA. On prévoit des averses sur DIANA, SOFIA, et le CENTRE excepté Analamanga. Sur le reste, le temps sera sec.

Sur ce, excellent après-midi à tous!

Météo Madagasikara

Météo jeudi 16 juin 2016
Météo jeudi 16 juin 2016

Publié dans Météo - Madagascar

Commenter cet article