Météo jeudi 30 juin 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo jeudi 30 juin 2016

Prévisions Météo Madagasikara

Prévisions Météo Madagasikara

Prévisions vendredi 1er juillet 2016

Mirahaba antsika mpanaraka ny vaovaon'ny Météo Madagascar

Indro ary atolotray ny mety ho toetry ny andro hoan'ny rahampitso zoma.

Ny maraina dia hanorana maharitra any ATSINANANA, VATOVAVY-FITOVINANY, sy ATSIMO ATSINANANA. Hanorana manify any ALAOTRA, ANALAMANGA, sy VAKINAKARATRA. Ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Ny hariva dia tombanana hanorana hatrany ny ilany ATSINANAN'ny nosy iny sy amin'ny AFOVOANTANY manontolo. Hibaliaka kosa i Ngabe masoandro any amin'ny faritra sisa.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ary ô!

Bonjour aux abonnés de la Météo Madagascar :)

Voici les prévisions du temps pour demain vendredi.

Dans la matinée, on prévoit des pluies continues sur ATSINANANA, VATOVAVY-FITOVINANY et ATSIMO ATSINANANA. Il pleuvra finement sur ALAOTRA, ANALAMANGA et VAKINAKARATRA. Et sur le reste, on prévoit une alternance des nuages et du soleil.

Dans l'après-midi, les pluies persisteront sur les côtes EST de l'île ainsi que sur le CENTRE. Sur le reste, on prévoit du soleil.

Excellente journée à tous!

Prévisions Météo Madagasikara
Prévisions Météo Madagasikara

Prévisions Météo Madagasikara

Publié dans Météo - Madagascar

Commenter cet article