Météo lundi 06 juin 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo lundi 06 juin 2016

Miarahaba antsika indray ny Meteo malagasy amin'izao fiantombohan'ny herinandro vaovao izao! : Ny mety ho toetry ny andro anio avy hatrany ary eh :

Rehefa nanjavona ny andro tamin'ny maraina teo iny tamin'ny afovoantany dia hifandimbiasan'ny rahona sy ny masoandro ny hariva, saika manerana ny nosy. Hanorana manify any SAVA, ANALANJIROFO sy ATSINANANA, ary hanorana tandrifin-drahona any VATOVAVY-FITOVINANY sy ATSIMO ATSINANANA.

Mirary tolakandro mahafinaritra ary! :

Bonjour à tous, en ce début de semaine! : Tout de suite les prévisions du temps pour aujourd'hui :

Après un temps rempli de brouillards pour les hautes terres, le soleil prendra place en s'alternant avec les nuages sur presque toute l'île. Cependant, on prévoit des pluies fines sur SAVA, ANALANJIROFO, et ATSINANANA, et des averses sur VATOVAVY-FITOVINANY et ATSIMO ATSINANANA.

Excellent après-midi à tous!

Météo Madagasikara

Météo lundi 06 juin 2016
Météo lundi 06 juin 2016
Météo lundi 06 juin 2016

Andaho indray ary hijery ny mety ho toetry ny andro hoan'ny rahampitso eh! :

Ny maraina dia hanorana manify any SAVA, ANALANJIROFO, ATSINANANA sy ALAOTRA MANGORO, ary hitohy hatramin'ny hariva izany, saingy hitsahatra ny orana any Alaotra Mangoro ny hariva.

Ny faritra sisa moa dia hifandimbiasan'ny rahona sy ny masoandro hatrany.

Voyons à présent les prévisions du temps pour demain:

Dans la matinée, on prévoit des pluies fines sur SAVA, ANALANJIROFO, ATSINANANA et ALOTRA MANGORO, et elles persisteront jusqu'en après-midi, excepté sur Alotra Mangoro. Sur le reste de l'île, il y aura alternance des nuages et du soleil.

Météo lundi 06 juin 2016
Météo lundi 06 juin 2016

Publié dans Météo - Madagascar

Commenter cet article