Météo lundi 27 juin 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo lundi 27 juin 2016

Miarahaba antsika rehetra tratry izao asaramanitra izao. Inoanay fa salama daholo isika taorian'ny loza izay nitranga omaly hariva iny :

Araka ny fanaontsika dia ny mety ho toetry ny andro anio aloha no hojerena miaraka:

Izao maraina izao dia hanorana manify any SAVA, ANALANJIROFO, ATSINANANA, VATOVAVY, sy any SOFIA any ary amin'ny AFOVOANTANY. Hifanimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Ny hariva dia hitihy ny orana any SAVA, ANALANJIROFO, ALAOTRA, ATSINANANA ary VATOVAVY, ary ho maina ny andro any amin'ny faritra sisa.

Aza adino ary ny elontsika an!

Dia mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra

Bonjour à tous et encore une fois, Joyeuses fêtes de l'indépendance. Nous espérons que vous allez tous bien, après l'attentat d'hier :

Comme toutes les semaines, voyons les prévisions du temps pour aujourd'hui, pour commencer:

Dans la matinée, on prévoit des pluies fines sur SAVA, ANALANJIROFO, ATSINANANA et VATOVAVY; sur SOFIA; ainsi que sur le CENTRE de l'île. Sur le reste, on aura une alternance des nuages et du soleil.

Dans l'après-midi, les pluies persisteront sur SAVA, ANALANJIROFO, ALAOTRA, ATSINANANA et VATOVAVY. Sur le reste, le temps sera sec. N'oublions pas nos parapluies!

Sur ce, excellente journée à tous!

Prévisions Météo Madagasikara
Prévisions Météo Madagasikara

Prévisions Météo Madagasikara

Publié dans Météo - Madagascar

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :

Commenter cet article