Météo mardi 28 juin 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo mardi 28 juin 2016

Prévisions Météo Madagasikara

Prévisions Météo Madagasikara

Prévisions mercredi 29 juin 2016

Miarahaba ô! Toy izao ary ny mety ho toetry ny andro hoan'ny rahampitso:

Tombanana hanorana manify any SAVA, ANALANJIROFO, sy ATSINANANA, izay haharitra mandraparivan'ny andro. Ny afovoantany dia hahitana zavona ny maraina, izay hisava ny hatoandro, ary ny faritra sisa moa dia hifandimbiasan'ny rahona sy ny masoandro.

Dia mirary tontolo andro mahafinaritra ary ô!

Bonjour à tous! Voici les prévisions du temps pour demain:

On prévoit des pluies fines sur SAVA, ANALANJIROFO et ATSINANANA, qui persisteront jusqu'en après-midi. Les hautes terres seront couvertes de brouillard en matinée, qui laissera place au soleil. Sur le reste, on aura une alternance des nuages et du soleil.

Excellente journée à tous!

Météo mardi 28 juin 2016

Publié dans Météo - Madagascar

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :

Commenter cet article