Météo mercredi 08 juin 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo mercredi 08 juin 2016

Prévisions Météo Madagasikara

Prévisions Météo Madagasikara

Dia mbola faly miarahaba antsika indray ny Météo malagasy : Andaho ary hijery ny mety ho toetry ny andro hoan'ny rahampitso:

Amin'ny ankapobeny, hanorana maharitra ny morontsiraka ATSINANAN'ny nosy, hanorana manify ny AFOVOANTANY, ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa. Aza adino ny elontsika! ;

Dia mirary tontolo andro mahafinaritra ary ô! :

Bien le bonjour à tous! : Voyons les prévisions du temps pour demain:

En général, il pleuvra continuellement sur les côtes EST de l'île, il pleuvra finement sur le CENTRE et sur le reste, on aura une alternance des nuages et du soleil. N'oublions pas nos parapluies! ;

Et excellente journée à tous!

Prévisions Météo Madagasokara
Prévisions Météo Madagasokara

Prévisions Météo Madagasokara

Publié dans Météo - Madagascar

Commenter cet article