Météo mercredi 29 juin 2016
Météo mercredi 29 juin 2016
Prévisions jeudi 30 juin 2016
Mbola an-kafaliana foana no hanoloranay ny mety ho toetry ny andro hoan'ny rahampitso Alakamisy
Amin'ny ankapobeny dia hanorana maharitra any SAVA sy ANALANJIROFO any, ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa. Saingy hahitana zavona kosa amin'ny afovoantany rahampitso vao maraina.
Dia izay no azonay atolotra ka mirary tontolo andro mahafinaritra ary ô!
C'est toujours avec un grand plaisir que nous vous présentons les prévisions du temps. Pour demain Jeudi:
On prévoit généralement des pluies continues sur SAVA et ANALANJIROFO, et sur le reste, une alternance des nuages et du soleil. Cependant, on note des brouillards matinaux sur les hautes terres.
Eh bien, voilà pour aujourd'hui, nous vous souhaitons de passer une excellente journée!