Météo: Prévisions pour mercredi 08 juin 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo: Prévisions pour mercredi 08 juin 2016

Météo Madagasikara

Ny mety ho toetry ny andro hoan'ny rahampitso:

Ny maraina dia hanorana manify any SAVA, ANALANJIROFO sy ATSINANANA. Hanjavona ny andro amin'ny tapany avaratry ny afovoantany sy any VATOVAVY-FITOVINANY, ary ho maina ny andro any amin'ny faritra sisa.

NY hariva dia hitohy ny orana any SAVA, ANALANJIROFO ary ATSINANANA ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Mirary tolakandro mahafinaritra ô! :

Les prévisions du temps pour demain:

Dans la matinée, on prévoit des pluies fines sur SAVA? ANALANJIROFO et ATSINANANA, elles persisteront jusqu'en après-midi. Il y aura du brouillard sur la moitié Nord des hautes terres ainsi que sur VATOVAVY-FITOVINANY. SUr le reste, le temps sera sec.

Dans l'après-midi, on aura une alternance des nuages et du soleil sauf sur les côtes Nord Est de l'île, où il continuera à pleuvoir.

Bon après-midi à tous

Météo Madagasikara

Météo Madagasikara

Publié dans Météo - Madagascar

Commenter cet article