Météo vendredi 10 juin 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo vendredi 10 juin 2016

Prévisions Météo Madagasikara

Prévisions Météo Madagasikara

Météo de la fin de semaine:

Andaho ary, amarino ny mety ho toetry ny andro hoan'izao faran'ny herinandro izao :

Amin'ny ankapobeny dia hisy zavona amin'ny afovoantany ny maraina ary hisava izany ny hariva. Ny any AVARATRA ATSINANANA any ho hanorana manify rahampitso asabotsy, ary hanorana tandrifin-drahona amin'ny alahady, miampy ny tendrony AVARATRA, sy any ATSIMO any. Ny faritra sisa moa dia hifandimbiasan'ny rahona sy ny masoandro.

Dia mirary week-end mahafinaritra ô! :

Allons-y, voyons les prévisions du temps pour ce week-end :

En général, on prévoit des brouillards sur le Centre dans la matinée, qui dissiperont en après-midi. Les côtes NORD EST recevront des pluies fines demain samedi, et dimanche, elles recevront des averses, en plus des extrêmes NORD et SUD de l'île. Sur le reste, on prévoit une alternance des nuages et du soleil.

Sur ce, nous vous souhaitons de passer un excellent week-end!

Prévisions pour samedi

Prévisions pour samedi

Prévisions pour dimanche

Prévisions pour dimanche

Publié dans Météo - Madagascar

Commenter cet article