Météo vendredi 17 juin 2016
Météo vendredi 17 juin 2016
Miaraba antsika
Efa mihatsara indray izany andro izany eh? :D Manakaiky ihany koa ity ny fetin'ny ray, ka manasa antsika ary hijery ny mety ho toetry ny andro mialohan'ny hanaovantsika programa:
Amin'ny ankapobeny dia hanorana manify ny ilany ATSINANAN'ny nosy, hanorana ihany koa ny afovoantany rahampisto ary hihatsara izany amin'ny alahady. Hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.
Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra sy fety sambatra ho antsika rehetra
Bonjour à tous, le temps se fait de plus en plus beau, n'est-ce pas? :D voici les prévisions du temps pour ce week-end, soyons bien sûr du temps qu'il fera avant de programmer quoi ce soit, de plus que la fête des pères approche!
En général, on prévoit des pluies fines sur les côtes EST et sur ce CENTRE. Elles vont se dissiper petit à petit jusqu'à dimanche.
Sur le reste, on aura une alternance des nuages et du soleil.
Sur ce, la Météo Madagascar vous souhaite à tous de passer un excellent week-end et de merveilleuses fêtes