Météo jeudi 07 juillet 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo jeudi 07 juillet 2016

Météo jeudi 07 juillet 2016

Prévisions vendredi 08 juillet 2016

Miarahaba ô! Andaho hijery ny mety ho toetry ny andro ho an'ny rahampitso ZOMA:

Ny maraina dia hanorana maharitra amin'ny ilany ATSINANAN'i Madagasikara; hanorana tandrifin-drahona any ANOSY sy ANDROY ary DIEGO; hisy zavona ny afovoantany ary ho maina ny andro any amin'ny faritra sisa.

Ny hariva, hitohy ny orana any ANOSY sy ANDROY, any SAVA, ANALANJIROFO, sy ATSINANANA; ary ho maina ny andro any amin'ny faritra sisa.

Mirary tolakandro mahafinaritra ary ô!

Bonjour à tous! Voyons ensemble les prévisions du temps pour demain VENDREDI:

Dans la matinée, on prévoit des pluies continues sur les côtes EST de Madagascar; des averses sur ANOSY, ANDROY et sur DIEGO; des brouillards sur le centre, et sur le reste on aura une alternance des nuages et du soleil.

Dans l'après-midi, les pluies persisteront sur ANOSY et ANDROY; ainsi que sur SAVA, ANALANJIROFO et ATSINANANA. Sur le reste, le temps sera sec.

Sur ce, excellent après-midi!

Météo Madagasikara

Météo Madagasikara

Publié dans Météo - Madagascar

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article