Météo lundi 18 juillet 2016

Publié le par Alain GYRE

Météo lundi 18 juillet 2016
Météo lundi 18 juillet 2016

Météo lundi 18 juillet 2016

Miarahaba antsika indray ny Météo Madagascar. Toy izao ny mety ho toetry ny andro ho an'ny androany:

Hanorana maharitra any ANALANJIROFO, ATSINANANA, sy VATOVAVY-FITOVINANY. Handrahona ny andro amin'ny afovoantany, any Atsimo Andrefana sy Anosy, ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Ny hariva dia hanorana hatrany any SAVA, ANALANJIROFO, VATOVAY-FITOVINANY sy ALAOTRA MANGORO; hanorana tandrifin-drahona any ATSIMO ANDREFANA, ho maloka ny andro amin'ny ampahatelony afovoan'ny ny nosy, ary hifandimby ny rahona sy ny masoandro any amin'ny faritra sisa.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ary ô!

La Météo Madagascar vous souhaite à tous le bonjour. Voici donc les prévisions du temps pour aujourd'hui:

On prévoit des pluies continues sur ANALANJIROFO, ATSINANANA et VATOVAVY-FITOVINANY; un temps couvert sur le Centre, Atsimo Andrefana et Anosy; et sur le reste une alternance des nuages et du soleil.

Dans l'après-midi, on prévoit des pluies sur SAVA, ANALANJIROFO, VATOVAVY-FITOVINANY et ALAOTRA MANGORO; des averses sur ATSIMO ANDREFANA; un temps couvert sur le tiers central de l'île, et sur le reste, une alternance des nuages et du soleil.

Sur ce, la Météo Madagascar souhaite à tous de passer une excellente journée

Météo Madagascar

Publié dans Météo - Madagascar

Commenter cet article