Overblog Suivre ce blog
Administration Créer mon blog

316 articles avec poemes malgaches

"Je vous aime"

Je vous aime Hainteny Merina Tiako hianao Je vous aime Ary tianao tahaky ny inona ? Et comment m’aimez-vous ? Tiako tahaky ny vola hianao Je vous aime comme l’argent. Izany tsy tianao aho Alors vous ne m’aimez pas. Fa raha noana hianao hatakalonao hanina...

Lire la suite

"La langue des ancêtres" Dox

Tenin-drazana. La langue des ancêtres. Raha mbola ao ianao Si tu demeures Ka manana ny hasinao Gardant ta sacralité, Ary ho tenninay… Et si nous te pratiquons, Ry teninay tsy foana zahay ! O notre langue, nous ne disparaîtrons pas ! Tany andrandraina...

Lire la suite

"Si vous ne luttez pas" Dox

RAHA TSY MIADY Ny olona no renivola Fa tsy hoe, ny vola akory Tairo ny olona tsy hatory Amin’ny fahoria-mahatola Hanaiky hotsindrin’ny vitsy Nahazo vahan’ny harena ? Tsia ! miadia, miarena F’efa tsy mifampitsitsy Moa tsy tena mahasosotra fa ny miasa sy...

Lire la suite

"Prière" Rado

VAVAKA Tompo ô ! Mafisa fo, Ka aza omena valiny aho Na nangataka aza anio ! Fa iangaviako Ianao ! Omeo ho an’ny rahalahiko , Ary ho azy manontolo, Izay fangatako isan-andro ! Omeo ho an’ireo mahantra Izay fitakiko androany. Omeo ho an’ny maro anaka Ny...

Lire la suite

"Je m'ennuie de mon enfant" Dox

Manina ny zanako aho… Je m’ennuie de mon enfant… Manina ny zanako aho ka hamangy eny aminy… Je m’ennuie de mon enfant, aussi vais-je lui rendre visite… Tsy afaka hiantrano anefa fa hatreto an-tokontaniny ! Hélas je ne pourrai rentrer chez lui, je resterai...

Lire la suite

<< < 10 20 30 31 32