Dernières actualités cycloniques 2019/03/13

Publié le par Alain GYRE

Dernières actualités cycloniques 2019/03/13

 

Météo Madagascar

Ny mety ho toetry ny andro rahampitso Alarobia 13 Martsa 2019

Manolotra ny arahaba ô! :)

Mbola ny fiatraikan'ilay rivodoza no mandrafitra ny mety ho toetry ny andro any amin'ny ilany andrefan'i Madagasikara ary Tsioka miovaova ny faritra sisa. Etsy andanin'izany, ny mpampiasa ranomasina eo anelanelan'ny Mahajanga sy Morondava dia hiangaviana mba tsy hiandriaka.

Maraina :

️(Oram-baratra): Antalaha, Analanjirofo, Toamasina.

🌦🌦🌦(Orana tandrifindrahona): Vakinakaratra, Amoron'i Mania, Haute Matsiatra, Ihorombe, Atsimo Atsinanana.

🌧🌧🌧(Orana): Atsinanana, Vatovavy-Fitovinany.

️(Andro maina): Ny faritra sisa.

💨💨💨: Ho mafy ny fitsokan'ny rivotra amin'ny morontsiraka atsinanan'ny Nosy miampy ny morontsiraky Boeny sy Menabe.

Hariva :

️(Orana tandrifindrahona arahin-kotroka): Alaotra, Betsiboka, faritanin'Antananarivo.

️(Oram-baratra): Nosy Be Sambirano, Sofia, Boeny, Melaky, Antalaha, Analanjirofo, Toamasina.

🌧🌧🌧(Orana betsaka kokoa): Mangoro, Atsinanana, faritanin'i Fianarantsoa.

️(Andro maina): Manerana ny faritra sisa.

💨💨💨: Hitsoka mafy ny rivotra any amin'ny morontsiraky Boeny sy Menabe.

Maripàna :

🌡️-Ambany 17°C : Vakinakaratra.

🌡️-Ambony 34°C : Morondava, Toliary, Ambovombe.

Mirary tolakandro mahafinaritra ho antsika rehetra e! 😚😀

 

Prévisions du temps pour demain Mercredi 13 Mars 2019

Bonjour! :)

Toujours un temps influencé par IDAI sur la partie Ouest et flux variable sur le reste de l'île. De plus, la sortie en mer entre Mahajanga et Morondava est strictement interdite.

Matin :

️(Pluies orageuses): Antalaha, Analanjirofo, Toamasina.

🌦🌦🌦(Averses): Vakinakaratra, Amoron'i Mania, Haute Matsiatra, Ihorombe, Atsimo Atsinanana.

🌧🌧🌧(Pluies): Atsinanana, Vatovavy-Fitovinany.

️(Temps sec): Partout ailleurs.

💨💨💨: Le temps sera venteux sur les côtes Est de l'île ainsi que sur les côtes de Boeny et Melaky.

Après-midi :

️(Averses orageuses): Alaotra, Betsiboka, province d'Antananarivo.

️(Pluies orageuses): Nosy Be Sambirano, Sofia, Boeny, Melaky, Antalaha, Analanjirofo, Toamasina.

🌧🌧🌧(Pluies abondantes): Mangoro, Atsinanana, province de Fianarantsoa.

️(Temps sec): Sur le reste.

💨💨💨: Le vent soufflera fort sur la partie littorale de Boeny et Melaky.

Températures :

🌡️-Minimale 17°C : Vakinakaratra.

🌡️-Maximale 34°C : Morondava, Toliary, Ambovombe.

Bon après-midi à tous! 😋🤩

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article