Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

poemes

Poème: "Il n'y aura point" Rado

Poème: "Il n'y aura point" Rado

TSY MISY Na misy aza sedra tsy maintsy sedraiko Manao hosivoanjo ny fiaina-maliako Mainka hijoro ny fo sy ny saiko Tsy maintsy mitohy ny kalom-balihako. Na inona ronjon’ireo herisetra Masiaka fifioka manao sesilany Iaretako ireny satria manam-petra Fa...

Lire la suite

Poème: "Fleur folle" Rado

Poème: "Fleur folle" Rado

VONINKAZO ADALADALA Voninkazo adaladala ! Voninkazo tsy misaina Fa mamony samirery eo an-tany karankaina Ny manodidina rehetra efa ringitra avokoa Efa tapitra matory... ! Izy irery no mifoha. Misy koa ny fo adala ka tsy mety manadino Ny rehetra raha mangina,...

Lire la suite

Au Soleil estival 5 - J.J. RABEARIVELO

Au Soleil estival 5 - J.J. RABEARIVELO

Au Soleil estival (fragment) pour Charles Maurras. 5 La sagesse des morts, l’esprit imérinien, source fraîche où mon cœur vient se désaltérer, disent de voir mourir l’Aujourd’hui sans regret, les jours suivants pouvant nous donner d’autres biens. Et tu...

Lire la suite

Au Soleil estival 4 - J.J. RABEARIVELO

Au Soleil estival 4 - J.J. RABEARIVELO

Au Soleil estival (fragment) pour Charles Maurras. 4 Profitons, profitons de la claire embellie ! Les euphorbes, déjà, sont sortis de leur songe bien que dans leurs faisceaux encore se prolonge l’ivresse crépitante et fraîche de la pluie. Mais profitons...

Lire la suite

Poème: "Plus tard" Rado

Poème: "Plus tard" Rado

ANY AORIANA ANY Hitraky taolam-bato ny havoana tomandavana Hikentrona toa nofon’ny antitra ho faty Fahagagana sisa raha mbola hisy mavana Tsipalotry ny maso ny hay mimainan-draty Takolaky ny maso tsy misy tandran’ala Ho hany ho tsinjo any : maina tsisy...

Lire la suite